<-
->

Asa 12:14 And when she knew Peter' s voice, she opened not the gate for gladness, but ran in, and told how Peter stood before the gate. Ary rehefa nahalala ny feon' i Petera izy, dia tsy namoha ny vavahady noho ny hafaliany, fa lasa nihazakazaka ary niditra ka nilaza fa Petera no mijanona eo am-bavahady. Vao nahalala ny feon' i Piera io, dia nentin-kafaliana ka tsy ny vavahady no novohany, fa ny tao an-trano no nihazakazahany nilazana hoe: Ao am-bavahady ao Piera. Elle reconnut la voix de Pierre et, dans sa joie, au lieu d' ouvrir la porte, elle courut à l' intérieur annoncer que Pierre était là, devant le portail.