<-
->

Asa 12:18 Now as soon as it was day, there was no small stir among the soldiers, what was become of Peter. Ary rehefa nazava ny andro, dia nifanaritaka be ihany ny miaramila ka nanao hoe: Nankaiza Petera? Nony nazava ny andro, dia nifanaritaka be ihany ny miaramila nikaroka izay nanjavonan' i Piera. Au lever du jour, ce fut grand émoi chez les soldats : qu'était donc devenu Pierre ?