<-
->

Asa 12:3 And because he saw it pleased the Jews, he proceeded further to take Peter also. (Then were the days of unleavened bread.) Ary rehefa hitany fa sitraky ny Jiosy izany, dia nandroso nisambotra an' i Petera koa izy. (Efa mby tamin' ny andro fihinanana ny mofo tsy misy masirasira tamin' izany.) Nony hitany fa nankasitrahan' ny Jody izany, dia nasainy nosamborina koa Piera. Andron' ny Azima tamin' izay. Voyant que c'était agréable aux Juifs, il fit encore arrêter Pierre. C'étaient les jours des Azymes.