<-
->

Asa 12:5 Peter therefore was kept in prison: but prayer was made without ceasing of the church unto God for him. Ary Petera nambenana tao an-tranomaizina; ary ny fiangonana nahery nangataka tamin' Andriamanitra ho azy. Raha mbola notanana tao an-tranomaizina i Piera, dia tsy tapaka ny fivavahana nataon' ny Eglizy ho azy. Tandis que Pierre était ainsi gardé en prison, la prière de l'Église s'élevait pour lui vers Dieu sans relâche.