<-
->

Asa 14:1 And it came to pass in Iconium, that they went both together into the synagogue of the Jews, and so spake, that a great multitude both of the Jews and also of the Greeks believed. Ary nony tany Ikonioma Paoly sy Barnabasy, dia niara-niditra tao amin' ny synagogan' ny Jiosy izy ka nitori-teny, ka dia olona betsaka no nino, na Jiosy na jentilisa. Nony tany Ikonioma izy roa lahy, dia niara-niditra tao amin' ny sinagogan' ny Jody ka nitory teny, ary betsaka no nino, na Jody na jentily. A Iconium, ils entrèrent de même dans la synagogue des Juifs et parlèrent de telle façon qu' une grande foule de Juifs et de Grecs embrassèrent la foi.