<-
->

Asa 14:11 And when the people saw what Paul had done, they lifted up their voices, saying in the speech of Lycaonia, The gods are come down to us in the likeness of men. Ary nony hitan' ny vahoaka betsaka izay zavatra nataon' i Paoly, dia nanandratra ny feony ka nanao tamin' ny fitenin' i Lykaonia hoe: Efa nidina nankaty amintsika ny andriamanitra maka ny endrik' olona! Dia Barnabe moa nantsoiny hoe Jopitera, ary Paoly kosa Merkory, satria izy no mpandaha-teny. A la vue de ce que Paul venait de faire, la foule s'écria, en lycaonien : " Les dieux, sous forme humaine, sont descendus parmi nous ! "