<-
->

Asa 14:13 Then the priest of Jupiter, which was before their city, brought oxen and garlands unto the gates, and would have done sacrifice with the people. Ary ny mpisoron' ilay Jopitera teo anoloan' ny tanàna, mbamin' ny vahoaka, dia nitondra ombilahy sy voninkazo natao fihaingoana ho ao am-bavahady ka nikasa hanao fanatitra. Fa nony nandre izany ny Apostoly Barnabe sy Paoly, dia nandriatra ny akanjony, ka nandroso teo afovoan' ny vahoaka niantso mafy hoe: Les prêtres du Zeus-de-devant-la-ville amenèrent au portail des taureaux ornés de guirlandes, et ils se disposaient, de concert avec la foule, à offrir un sacrifice.