<-
->

Asa 14:14 Which when the apostles, Barnabas and Paul, heard of, they rent their clothes, and ran in among the people, crying out, Fa nony nahare izany ny Apostoly, dia Barnabasy sy Paoly, dia nandriatra ny fitafiany izy ka nitsarapaka nankeo afovoan' ny olona sady niantso nanao hoe: Nahoana, ry olona, no dia manao izany hianareo? Izahay dia olombelona toa anareo ihany, ka ny mitory aminareo no anay, mba hialanareo amin' izao zava-poana izao, sy hanatonanareo an' Andriamanitra velona, izay nanao ny lanitra sy ny tany, ary ny ranomasina mbamin' ny zavatra rehetra ao amin' ireo. Informés de la chose, les apôtres Barnabé et Paul déchirèrent leurs vêtements et se précipitèrent vers la foule en criant :