<-
->

Asa 15:12 Then all the multitude kept silence, and gave audience to Barnabas and Paul, declaring what miracles and wonders God had wrought among the Gentiles by them. Dia nangina ny olona rehetra ka nihaino an' i Barnabasy sy Paoly, izay nilaza ny famantarana sy ny fahagagana nampanaovin' Andriamanitra azy tany amin' ny jentilisa. Dia nangina ny olona rehetra, ka nihaino an' i Barnabe sy Paoly nitantara ny famantarana amam-pahagagana betsaka nampanaovin' Andriamanitra azy tany amin' ny jentily. Alors toute l' assemblée fit silence. On écoutait Barnabé et Paul exposer tout ce que Dieu avait accompli par eux de signes et prodiges parmi les païens.