<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 15:2 | When therefore |
Ary rehefa nifanditra sy niady hevitra be ihany tamin' ireo Paoly sy Barnabasy, dia nifanarahana ny hiakaran' izy roa lahy sy ny sasany koa hankany Jerosalema ho any amin' ny Apostoly sy ny loholona hanadina izany teny niadian-kevitra izany. | Ka nony efa nifanditra sy niady hevitra mafy tamin' ireo Paoly sy Barnabe, dia izao no hevitra nifanarahana: hiara-miakatra any Jerosalema Paoly sy Barnabe, ary ny sasany amin' izy an-daniny, handinika amin' ny Apostoly sy ny Pretra ilay zavatra niadiny hevitra. | Après bien de l' agitation et une discussion assez vive engagée avec eux par |