<-
->

Asa 15:35 Paul also and Barnabas continued in Antioch, teaching and preaching the word of the Lord, with many others also. Ary Paoly sy Barnabasy kosa nitoetra tany Antiokia; dia nampianatra sy nitory ny tenin' ny Tompo izy roa lahy mbamin' ny maro koa. Ary Paoly sy Barnabe kosa nitoetra tany Antiokia, ka nampianatra sy nitory ny tenin' ny Tompo niaraka tamin' ny namany maromaro. Paul et Barnabé toutefois demeurèrent à Antioche où, avec beaucoup d' autres, ils enseignaient et annonçaient la Bonne Nouvelle, la parole du Seigneur. Paul se sépare de Barnabé et s' adjoint Silas.