<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 15:36 | And some days after |
Ary rehefa afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin' i Barnabasy: Andeha isika hiverina hamangy ny rahalahy any amin' ny tanàna rehetra izay efa nitoriantsika ny tenin' ny Tompo, hahitantsika izay toetrany. | Nony afaka andro vitsivitsy, dia hoy Paoly tamin' i Barnabe: Andeha indray isika hamangy ny rahalahy any amin' ny tanàna rehetra efa nitoriantsika ny tenin' ny Tompo, hahitantsika izay toetrany. | Quelque temps après, |