<-
->

Asa 15:7 And when there had been much disputing, Peter rose up, and said unto them, Men and brethren, ye know how that a good while ago God made choice among us, that the Gentiles by my mouth should hear the word of the gospel, and believe. Ary rehefa nisy ady hevitra be ihany, dia nitsangana Petera ka nanao taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa hatramin' ny ela Andriamanitra dia efa nifidy teo aminareo fa amin' ny vavako no handrenesan' ny jentilisa ny tenin' ny filazantsara ka hinoany. ka niady hevitra mafy naharitra ela; fa nitsangana Piera ka nanao taminy hoe: Ry rahalahy, fantatrareo fa efa ela izay no nifidianan' Andriamanitra ahy teto aminareo mba handrenesan' ny jentily amin' ny vavako ny tenin' ny Evanjely sy hinoany. Après une longue discussion, Pierre se leva et dit : " Frères, vous le savez : dès les premiers jours, Dieu m' a choisi parmi vous pour que les païens entendent de ma bouche la parole de la Bonne Nouvelle et embrassent la foi.