<- -> |
[King James Bible] The Acts of the Apostles |
[Baiboly 1865] Asa |
[Baiboly Katolika] Asa |
[Bible de Jérusalem] Les Actes des Apôtres |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Asa 2:22 | Ye men of |
Ry lehilahy Isiraely, mihainoa izao teny izao: Jesosy avy any Nazareta, lehilahy nasehon' Andriamanitra teo aminareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana izay nampanaovin' Andriamanitra Azy teo aminareo, tahaka ny fantatrareo ihany, | Ry lehilahy Israelita, henoy izao teny izao: Jeso avy any Nazareta, Lehilahy nankatoavin' Andriamanitra teo imasonareo tamin' ny asa lehibe sy ny fahagagana ary ny famantarana nampanaoviny azy teo aminareo, araka ny fantatry ny tenanareo, | " Hommes d' |