<-
->

Asa 4:13 Now when they saw the boldness of Peter and John, and perceived that they were unlearned and ignorant men, they marvelled; and they took knowledge of them, that they had been with Jesus. Ary nony nahita ny fahasahisahian' i Petera sy Jaona izy, sady nahalala fa tsy mba mpahay lalàna na nampianarina izy roa lahy, dia gaga izy; ary fantany tsara fa efa niaraka tamin' i Jesosy izy roa lahy. Dia gaga ry zareo nahita ity hasahian' i Piera sy Joany, satria fantany fa sarambaben' olona sy tsy nahita fianarana izy roa lahy, ary tandriny koa fa olona efa niaraka tamin' i Jeso izy ireo; Considérant l' assurance de Pierre et de Jean et se rendant compte que c'étaient des gens sans instruction ni culture, les sanhédrites étaient dans l'étonnement. Ils reconnaissaient bien en eux ceux qui étaient avec Jésus ;