<-
->

Asa 5:40 And to him they agreed: and when they had called the apostles, and beaten them, they commanded that they should not speak in the name of Jesus, and let them go. Dia nanaiky azy izy; ary rehefa niantso ny Apostoly izy, dia nikapoka azy sady nandrara azy tsy hiteny amin' ny anaran' i Jesosy intsony, ary dia nandefa azy handeha. Dia narahin' izy ireo izany toroheviny izany ka nantsoiny indray ny Apostoly, ary nony efa nasainy nokapohina tamin' ny tsora-kazo sy noraràny mafy tsy hiteny amin' ny anaran' i Jeso intsony, dia nalefany. Ils rappelèrent alors les apôtres. Après les avoir fait battre de verges, ils leur interdirent de parler au nom de Jésus, puis les relâchèrent.