<-
->

Asa 7:59 And they stoned Stephen, calling upon God, and saying, Lord Jesus, receive my spirit. Ary ny olona nitora-bato an' i Stefana, izay niantso hoe: Ry Jesosy Tompo ô, raiso ny fanahiko. Dia nandohalika izy, ka niantso tamin' ny feo mahery hoe: Tompo ô! aza tànana izao hadisoany izao. Nony nilaza izany izy, dia nody mandry teo amin' ny Tompo. Ary Saoly nankatò ny namonoana azy. Et tandis qu' on le lapidait, Étienne faisait cette invocation : " Seigneur Jésus, reçois mon esprit. "