<-
->

Asa 8:40 But Philip was found at Azotus: and passing through he preached in all the cities, till he came to Caesarea. Fa Filipo hita tany Azota, dia nitory ny filazantsara tany amin' ny tanàna rehetra izay nalehany ambara-pahatongany tany Kaisaria. Fa Filipo kosa tonga tany Azota, ary nitory ny Evanjely tamin' ny tanàna rehetra nandalovany mandra-pahatongany tany Sezarea. Quant à Philippe, il se trouva à Azot ; continuant sa route, il annonçait la Bonne Nouvelle dans toutes les villes qu' il traversait, jusqu'à ce qu' il arrivât à Césarée.