<-
->

Rom / Rm 1:16 For I am not ashamed of the gospel of Christ: for it is the power of God unto salvation to every one that believeth; to the Jew first, and also to the Greek. Fa tsy menatra ny filazantsara aho; fa herin' Andriamanitra ho famonjena izay rehetra mino izany, amin' ny Jiosy aloha, dia vao amin' ny jentilisa koa. Fa tsy menatra ny Evanjely aho, satria herin' Andriamanitra izany ho famonjena izay rehetra mino, dia ny Jody aloha, vao ny jentily. Car je ne rougis pas de l'Évangile : il est une force de Dieu pour le salut de tout homme qui croit, du Juif d' abord, puis du Grec.