<-
->

Rom / Rm 2:16 In the day when God shall judge the secrets of men by Jesus Christ according to my gospel. amin' ny andro izay hitsaran' Andriamanitra ny zavatra takona ataon' ny olona, araka ny filazantsarako amin' ny alalan' i Jesosy Kristy. mandra-pahatongan' ny andro hampitsaran' Andriamanitra an' i Jeso-Kristy ny asa takona ataon' ny olona, araka ny Evanjely ampianariko. au jour où Dieu jugera les pensées secrètes des hommes, selon mon Évangile, par le Christ Jésus.