<-
->

Rom / Rm 8:11 But if the Spirit of him that raised up Jesus from the dead dwell in you, he that raised up Christ from the dead shall also quicken your mortal bodies by his Spirit that dwelleth in you. Ary raha ny Fanahin' izay nanangana an' i Jesosy tamin' ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia Izay nanangana an' i Kristy Jesosy tamin' ny maty no hamelona ny tenanareo mety maty amin' ny Fanahiny, Izay mitoetra ao anatinareo. Ary raha ny Fanahin' izay nanangana an' i Jeso tamin' ny maty no mitoetra ao anatinareo, dia izay nanangana an' i Kristy Jeso koa no hamelona ny vatanareo mety maty, noho ny Fanahiny izay mitoetra ao anatinareo. Et si l' Esprit de Celui qui a ressuscité Jésus d' entre les morts habite en vous, Celui qui a ressuscité le Christ Jésus d' entre les morts donnera aussi la vie à vos corps mortels par son Esprit qui habite en vous.