<-
->

Rom / Rm 8:39 Nor height, nor depth, nor any other creature, shall be able to separate us from the love of God, which is in Christ Jesus our Lord. na ny ambony, na ny ambany, na inona na inona amin' izao zavatra ary rehetra izao, dia tsy hahasaraka antsika amin' ny fitiavan' Andriamanitra izay ao amin' i Kristy Jesosy Tompontsika. na ny any ambony, na ny any ambany, na zava-boary hafa, dia tsy hahasaraka antsika amin' ny fitiavan' Andriamanitra izay ao amin' i Kristy Jeso Tompontsika. ni hauteur ni profondeur, ni aucune autre créature ne pourra nous séparer de l' amour de Dieu manifesté dans le Christ Jésus notre Seigneur.