<-
->

Rom / Rm 8:9 But ye are not in the flesh, but in the Spirit, if so be that the Spirit of God dwell in you. Now if any man have not the Spirit of Christ, he is none of his. Fa ianareo tsy ao amin' ny nofo, fa ao amin' ny Fanahy, raha ny Fanahin' Andriamanitra no mitoetra ao anatinareo. Fa raha misy kosa tsy manana ny Fanahin' i Kristy, dia tsy Azy izy. Fa hianareo dia tsy ao amin' ny nofo, fa ao amin' ny Fanahy, raha mitoetra ao anatinareo koa ny Fanahin' Andriamanitra. Raha misy tsy manana ny Fanahin' ny Kristy, dia tsy azy izy; Vous, vous n'êtes pas dans la chair mais dans l' esprit, puisque l' Esprit de Dieu habite en vous. Qui n' a pas l' Esprit ne lui appartient pas,