<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 12:3 | Wherefore I give you to understand, that no man speaking by the Spirit of |
Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin' ny Fanahin' Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona Jesosy; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesosy no Tompo, raha tsy amin' ny Fanahy Masina. | Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin' ny Fanahin' Andriamanitra ka hanao hoe: Anatema Jeso; ary tsy misy afa-milaza hoe: Jeso no Tompo, raha tsy amin' ny Fanahy Masina. | C' est pourquoi, je vous le déclare : personne, parlant avec l' Esprit de |