<-
->

1Kr / 1Kor 15:12 Now if Christ be preached that he rose from the dead, how say some among you that there is no resurrection of the dead? Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin' ny maty, ahoana no ilazan' ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan' ny maty? Raha torina ho nitsangana tamin' ny maty àry ny Kristy, ahoana ity ilazàn' ny sasany aminareo hoe: tsy misy fitsanganan' ny maty? Or, si l' on prêche que le Christ est ressuscité des morts, comment certains parmi vous peuvent-ils dire qu' il n' y a pas de résurrection des morts ?