<-
->

1Kr / 1Kor 6:15 Know ye not that your bodies are the members of Christ? shall I then take the members of Christ, and make them the members of an harlot? God forbid. Tsy fantatrareo va fa momba ny tena' i Kristy ny tenanareo? Moa hanala ny momba ny tenan' i Kristy va aho ka hanolotra izany ho momba ny tenan' ny vehivavy janga? Sanatria izany! Tsy fantatrareo va fa rantsam-batan' ny Kristy ny vatanareo? Ka rantsam-batan' ny Kristy ve dia halaiko hatao rantsam-batan' ny vehivavy janga e? Sanatria izany! Ne savez-vous pas que vos corps sont des membres du Christ ? Et j' irais prendre les membres du Christ pour en faire des membres de prostituée ! Jamais de la vie !