<- -> |
[King James Bible] 1st Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 1 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
1Kr / 1Kor 8:6 | But to us there is but one |
nefa amintsika kosa dia Andriamanitra iray ihany, dia ny Ray, Izay nihavian' ny zavatra rehetra, ary ho Azy isika; ary iray ihany ny Tompo, dia Jesosy Kristy, Izay nahariana ny zavatra rehetra sady nahariana antsika koa. | iray ihany no Andriamanitra amintsika, dia ny Ray izay nihavian' ny zavatra rehetra, ary ho azy isika; iray ihany no Tompo, dia Jeso-Kristy, izay nahariana ny zavatra rehetra sy nahariana antsika koa. | pour nous en tout cas, il n' y a qu' un seul |