<-
->

1Kr / 1Kor 9:18 What is my reward then? Verily that, when I preach the gospel, I may make the gospel of Christ without charge, that I abuse not my power in the gospel. Inona ary no valim-pitia azoko? Dia izao: raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy asiako fandoavam-bola ny filazantsara, mba tsy hanampatra ny fahefako amin' ny filazantsara. Inona àry no valisoa azoko? Izao ihany: mitory ny Evanjely aho, ary mitory azy maimaim-poana, fa tsy mampiasa ny fahefana ananako avy amin' ny Evanjely. Quelle est donc ma récompense ? C' est qu' en annonçant l'Évangile, j' offre gratuitement l'Évangile, sans user du droit que me confère l'Évangile.