<-
->

1Kr / 1Kor 9:21 To them that are without law, as without law, (being not without law to God, but under the law to Christ,) that I might gain them that are without law. tamin' izay tsy manana lalàna, dia toy izay tsy manana lalàna aho (kanefa tsy mba olona tsy manana lalàna amin' Andriamanitra aho, fa ambanin' ny lalàn' i Kristy), mba hahazoako izay tsy manana lalàna; tamin' izay ambanin' ny Lalàna aho, dia nanao toy ny ambanin' ny Lalàna aho, dia nanao toy ny ambanin' ny Lalàna (na dia tsy ambanin' ny Lalàna aza), mba hahazoako izay ambanin' ny Lalàna; tamin' izay tsy manan-dalàna aho, dia toy ny tsy manan-dalàna (na dia tsy olona tsy manan-dalàna amin' Andriamanitra aza aho, fa ambanin' ny lalàn' ny Kristy), mba hahazoako ny tsy manan-dalàna; Je me suis fait un sans-loi avec les sans-loi - moi qui ne suis pas sans une loi de Dieu, étant sous la loi du Christ - afin de gagner les sans-loi.