<-
->

1Kr / 1Kor 9:23 And this I do for the gospel' s sake, that I might be partaker thereof with you. Ary izany rehetra izany dia ataoko noho ny filazantsara mba ho tonga mpiombona aminy aho. Ary noho ny Evanjely no nanaovako izany rehetra izany, mba hananako anjara aminy. Et tout cela, je le fais à cause de l'Évangile, afin d' en avoir ma part.