<-
->

2Kr / 2Kor 11:2 For I am jealous over you with godly jealousy: for I have espoused you to one husband, that I may present you as a chaste virgin to Christ. Fa fahasaro-piaro araka an' Andriamanitra no mahasaro-piaro ahy aminareo; fa nataoko fofombadin' ny lehilahy iray ianareo, mba hatolotra tahaka ny virijina madio ho an' i Kristy. Manana fahasaropiaron' Andriamanitra ny aminareo aho, satria natolotro ho fofom-badin' ny lehilahy anankiray hianareo, dia ny Kristy, mba hanolorako anareo aminy toy ny virjiny madio. J'éprouve à votre égard en effet une jalousie divine ; car je vous ai fiancés à un époux unique, comme une vierge pure à présenter au Christ.