<-
->

2Kr / 2Kor 2:12 Furthermore, when I came to Troas to preach Christ' s gospel, and a door was opened unto me of the Lord, Ary rehefa tonga tany Troasy hitory ny filazantsaran' i Kristy aho, ka novohana varavarana ao amin' ny Tompo, Nony tonga tany Troasy hitory ny Evanjelin' ny Kristy aho, na dia novohana varavarana tao amin' ny Tompo aza, J' arrivai donc à Troas pour l'Évangile du Christ, et, bien qu' une porte me fût ouverte dans le Seigneur,