<-
->

2Kr / 2Kor 4:7 But we have this treasure in earthen vessels, that the excellency of the power may be of God, and not of us. Fa manana izao rakitra izao amin' ny vilany tany izahay, mba ho an' Andriamanitra ny halehiben' ny hery, fa tsy ho avy aminay. Siny tany anefa no itondranay izany rakitra izany, mba hiharihary fa avy amin' Andriamanitra ny halehiben' ny herin' ny Evanjely, fa tsy avy aminay. Mais ce trésor, nous le portons en des vases d' argile, pour que cet excès de puissance soit de Dieu et ne vienne pas de nous.