<-
->

2Kr / 2Kor 5:19 To wit, that God was in Christ, reconciling the world unto himself, not imputing their trespasses unto them; and hath committed unto us the word of reconciliation. dia izao : Andriamanitra ao amin' i Kristy no nampihavana izao tontolo izao taminy ka tsy nanisa ny fahadisoany; ary efa napetrany aminay ny teny fampihavanana. satria Andriamanitra no nampihavana an' izao tontolo izao aminy indray, tamin' ny alalan' i Jeso-Kristy, ka tsy nitana ny fahotan' ny olona, sy nametraka ny teny fampihavanana taminay. Car c'était Dieu qui dans le Christ se réconciliait le monde, ne tenant plus compte des fautes des hommes, et mettant en nous la parole de la réconciliation.