<-
->

2Kr / 2Kor 8:18 And we have sent with him the brother, whose praise is in the gospel throughout all the churches; Ary ilay rahalahy izay nalaza amin' ny filazantsara any amin' ny fiangonana rehetra no nirahinay hiaraka aminy; Sady nirahinay hiaraka aminy koa ilay rahalahy izay malaza amin' ny Eglizy rehetra amin' ny fitoriana ny Evanjely, Nous envoyons avec lui le frère dont toutes les Églises font l'éloge au sujet de l'Évangile.