<-
->

2Kr / 2Kor 8:23 Whether any do enquire of Titus, he is my partner and fellowhelper concerning you: or our brethren be enquired of, they are the messengers of the churches, and the glory of Christ. Raha ny amin' i Titosy, dia namako izy sady mpiara-miasa amiko ho anareo; ary ireo rahalahinay, dia iraky ny fiangonana izy sady voninahitr' i Kristy. Raha ny amin' i Tito aloha, dia namako sy mpiara-miasa amiko ho anareo izy; ary ny amin' ireo rahalahy kosa indray, dia iraky ny Eglizy sy voninahitry ny Kristy. Pour ce qui est de Tite, c' est mon associé et coopérateur auprès de vous ; quant à nos frères, ce sont les envoyés des Églises, la gloire du Christ.