<-
->

Gal / Ga 1:10 For do I now persuade men, or God? or do I seek to please men? for if I yet pleased men, I should not be the servant of Christ. Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin' olona aho? Raha mbola mila sitraka amin' olona aho, dia tsy mpanompon' i Kristy. Ary ankehitriny, olombelona ve no ilàko sitraka sa Andriamanitra? Moa ny hamalifaly ny olombelona va no kendreko? Raha mbola mila sitraka amin' olombelona koa aho, dia tsy mpanompon' ny Kristy akory. En tout cas, maintenant est-ce la faveur des hommes, ou celle de Dieu que je veux gagner ? Est-ce que je cherche à plaire à des hommes ? Si je voulais encore plaire à des hommes, je ne serais plus le serviteur du Christ.