<-
->

Gal / Ga 1:18 Then after three years I went up to Jerusalem to see Peter, and abode with him fifteen days. Ary rehefa afaka telo taona, dia niakatra tany Jerosalema hamangy an' i Kefasy aho ka nitoetra tao aminy dimy ambin' ny folo andro. Efa telo taona taty aorian' izany, vao niakatra hamangy an' i Piera tany Jerosalema aho, sy nitoetra tao aminy tapa-bolana. Ensuite, après trois ans, je montai à Jérusalem rendre visite à Céphas et demeurai auprès de lui quinze jours :