<-
->

Gal / Ga 1:9 As we said before, so say I now again, if any man preach any other gospel unto you than that ye have received, let him be accursed. Araka ny voalazanay fahiny no lazaiko indray ankehitriny: Raha misy olona mitory filazantsara hafa aminareo, afa-tsy izay efa noraisinareo, aoka ho voaozona izy, Efa voalazanay taloha izany, sady mbola averiko indray ankehitriny, fa raha misy olona mitory aminareo Evanjely hafa noho izay noraisinareo, dia aoka ho voaozona izy. Nous l' avons déjà dit, et aujourd' hui je le répète : si quelqu' un vous annonce un évangile différent de celui que vous avez reçu, qu' il soit anathème !