<- -> |
[King James Bible] Letter to the Galatians |
[Baiboly 1865] Galatianina |
[Baiboly Katolika] Galata |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Galates |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Gal / Ga 2:1 | Then fourteen years after I went up again to |
Ary nony afaka efatra ambin' ny folo taona, dia niakatra tany Jerosalema indray izaho sy Barnabasy, ary Titosy dia nentiko niaraka tamiko koa. | Efatra ambin' ny folo taona taorian' izany, dia niakatra tany Jerosalema indray aho; Barnabe niaraka tamiko, Tito nentiko koa. | Ensuite, au bout de quatorze ans, je montai de nouveau à |