<-
->

Gal / Ga 4:13 Ye know how through infirmity of the flesh I preached the gospel unto you at the first. nefa fantatrareo fa noho ny fahalemen' ny nofo no nitoriako ny filazantsara taminareo tamin' ilay voalohany; Fony aho vao nitory voalohany ny Evanjely tany aminareo, dia hitanareo ny halemen' ny nofoko, ary tonga fakam-panahy ho anareo izany; Mais vous le savez, ce fut une maladie qui me donna l' occasion de vous évangéliser la première fois,