<-
->

Efe / Ef 6:19 And for me, that utterance may be given unto me, that I may open my mouth boldly, to make known the mystery of the gospel, ary ho ahy koa mba homena ahy ny hiloa-bava amin' ny fahasahiana hampahafantatra ny zava-miafina momba ny filazantsara dia ho ahy koa, mba homena ahy ny hiloa-bava an-kasahiana, hampahafantatra ny hevi-miafina ambaran' ny Evanjely, Priez aussi pour moi, afin qu' il me soit donné d' ouvrir la bouche pour parler et d' annoncer hardiment le mystère de l'Évangile,