<-
->

Flp / Fil 1:18 What then? notwithstanding, every way, whether in pretence, or in truth, Christ is preached; and I therein do rejoice, yea, and will rejoice. Ahoana ary no izy, afa-tsy izao? Amin' ny atao rehetra, na amin' ny fihatsaram-belatsihy, na amin' ny marina, dia Kristy no torina, ary mifaly amin' izany aho; eny, mbola hifaly ihany aho. Nefa mampaninona moa izany e? Rahefa ny Kristy no torina, na amim-pihatsarambelatsihy izany, na amin-kitsim-po, dia mahafaly ahy izany, ary mbola hahafaly ahy koa aza. Mais qu' importe ? Après tout, d' une manière comme de l' autre, hypocrite ou sincère, le Christ est annoncé, et je m' en réjouis. Je persisterai même à m' en réjouir,