<-
->

Flp / Fil 1:19 For I know that this shall turn to my salvation through your prayer, and the supply of the Spirit of Jesus Christ, Fa fantatro fa ho tonga famonjena ahy izany noho ny fangatahanareo sy ny fanomezana ny Fanahin' i Jesosy Kristy, Satria fantatro fa hody ho famonjena ahy izany, noho ny fivavahanareo sy noho ny fitahian' ny Fanahin' ny Kristy; car je sais que cela servira à mon salut, grâce à vos prières et au secours de l' Esprit de Jésus Christ qui me sera fourni ;