<-
->

Flp / Fil 1:7 Even as it is meet for me to think this of you all, because I have you in my heart; inasmuch as both in my bonds, and in the defence and confirmation of the gospel, ye all are partakers of my grace. fa marina izany fiheverako anareo rehetra izany, satria efa mby ato am-poko ianareo, fa mpiombona ny fahasoavana ananako ianareo rehetra, na amin' ny fifatorako, na amin' ny famaliako hahafa-tsiny ny filazantsara sy ny fampianarako hahamafy orina azy. Ary rariny ny iheverako anareo rehetra toy izany, satria efa mby ato am-poko hianareo rehetra, noho hianareo rehetra mpiombona ny fahasoavana ananako, na amin' ny fifatorako, na amin' ny fampandreseko lahatra sy fanamafisako orina ny Evanjely. Il n' est que juste pour moi d' avoir ces sentiments à l'égard de vous tous, car je vous porte en mon coeur, vous qui, dans mes chaînes comme dans la défense et l' affermissement de l'Évangile, vous associez tous à ma grâce.