<-
->

Flp / Fil 3:9 And be found in him, not having mine own righteousness, which is of the law, but that which is through the faith of Christ, the righteousness which is of God by faith: ary mba ho hita ao aminy aho tsy manana ny fahamarinako, izay avy amin' ny lalàna, fa izay avy amin' ny finoana an' i Kristy, dia ny fahamarinan' Andriamanitra amin' ny finoana; mba ho hita ao aminy aho, tsy amin' ny fahamarinan' ny tenako, na ilay avy amin' ny Lalàna, fa amin' ilay avy amin' ny finoana ny Kristy, dia ny fahamarinana avy amin' Andriamanitra noho ny finoana; et d'être trouvé en lui, n' ayant plus ma justice à moi, celle qui vient de la Loi, mais la justice par la foi au Christ, celle qui vient de Dieu et s' appuie sur la foi ;