<-
->

Flp / Fil 4:15 Now ye Philippians know also, that in the beginning of the gospel, when I departed from Macedonia, no church communicated with me as concerning giving and receiving, but ye only. Ary fantatrareo koa, ry Filipiana, fa tamin' ny niandohan' ny filazantsara, rehefa niala tany Makedonia aho, tsy nisy fiangonana nanan-draharaha tamiko ny amin' ny fanomezana sy fandraisana, afa-tsy ianareo ihany. Ary fantatrareo koa, ry Filipiana, fa tamin' ny niandohan' ny Evanjely, rahefa niala tany Masedonia aho, dia tsy nisy Eglizy nifanao kaontin' ny miditra sy mivoaka tamiko, afa-tsy hianareo ihany. Vous le savez vous-mêmes, Philippiens : dans les débuts de l'Évangile, quand je quittai la Macédoine, aucune Église ne m' assista par mode de contributions pécuniaires ; vous fûtes les seuls,