<-
->

Flp / Fil 4:7 And the peace of God, which passeth all understanding, shall keep your hearts and minds through Christ Jesus. Ary ny fiadanan' Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin' i Kristy Jesosy. Hiaro ny fonareo sy ny sainareo ao amin' ny Kristy Jeso anie ny fiadanan' Andriamanitra, izay mihoatra ny fahalalana rehetra. Alors la paix de Dieu, qui surpasse toute intelligence, prendra sous sa garde vos coeurs et vos pensées, dans le Christ Jésus.