<-
->

Kol 1:28 Whom we preach, warning every man, and teaching every man in all wisdom; that we may present every man perfect in Christ Jesus: Izy no torinay, ka samy anarinay sy ampianarinay amin' ny fahendrena rehetra ny olona rehetra, mba samy hatolotray ho tanteraka ao amin' i Kristy izy rehetra. Izy no torinay, ary ny olon-drehetra samy ampandrenesinay sy ampianarinay avokoa araka ny fahendrena rehetra mba hahatongavanay ny olon-drehetra ho lavorary ao amin' ny Kristy Jeso; Ce Christ, nous l' annonçons, avertissant tout homme et instruisant tout homme en toute sagesse, afin de rendre tout homme parfait dans le Christ.