<-
->

Kol 2:6 As ye have therefore received Christ Jesus the Lord, so walk ye in him: Koa tahaka ny nandraisanareo an' i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa, Araka ny nandraisanareo ny Kristy Jeso Tompo àry, no aoka handehananareo ao aminy koa, Le Christ tel que vous l' avez reçu, Jésus le Seigneur, c' est en lui qu' il vous faut marcher,